Gazety Fianarana
JOLAY 2017
LAHATSORATRA HIANARANA NY: 28 AOGOSITRA–24 SEPTAMBRA 2017
© 2017 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
SARY EO AMIN’NY FONONY:
POLONINA
Mpitory miresaka momba ny Baiboly amin’ny lehilahy iray miasa ao amin’ny sahana paoma, any Grójec
MPITORY
119 932
MPIANATRA BAIBOLY
50 479
MPANATRIKA NY FAHATSIAROVANA (2016)
190 613
Tsy natao hamidy ity gazety ity. Navoaka izy ity mba hampianarana Baiboly maneran-tany, ary tohanana amin’ny alalan’ny fanomezana an-tsitrapo.
Midira ao amin’ny www.pr2711.com/mg, raha te hanao fanomezana ianao.
Raha tsy misy fanamarihana manokana, dia avy amin’ilay dikan-teny maoderina hoe Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao ny andinin-teny ato.