FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • w17 Desambra p. 2
  • Loha Hevitra Ato Anatiny

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Loha Hevitra Ato Anatiny
  • Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah (Fianarana)—2017
Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah (Fianarana)—2017
w17 Desambra p. 2

Loha Hevitra Ato Anatiny

29 JANOARY 2018–4 FEBROARY 2018

3 “Fantatro fa Hitsangana Izy”

5-11 FEBROARY 2018

8 “Manantena Amin’Andriamanitra Aho”

Inona no nitranga taloha ka mahatonga ny Kristianina hatoky fa mbola hatsangana ny maty? Rehefa mandinika an’izany sy ny finoan’ny mpanompon’i Jehovah fahiny ianao, inona no tokony ho vokatr’izany eo aminao? Hanampy anao ho resy lahatra kokoa ireo lahatsoratra ireo hoe tena hatsangana ny maty.

13 Tadidinao Ve?

14 Fanontanian’ny Mpamaky

16 Fanontanian’ny Mpamaky

12-18 FEBROARY 2018

18 Ry Ray Aman-dreny, Ataovy Izay ‘Hampahahendry ny Zanakareo ho Amin’ny Famonjena’

19-25 FEBROARY 2018

23 Ry Tanora, ‘Miezaha Mafy Foana mba Hahazo Famonjena’

An’aliny isan-taona no atao batisa. Misy amin’izy ireo manodidina ny 13 ka hatramin’ny 19 taona, na mbola tanora noho izany. Mahazo fitahiana be dia be ny olona vita batisa, nefa lasa mahazo andraikitra koa. Inona àry no azon’ny ray aman-dreny atao mba hanampiana ny zanany hiomana ho amin’ny batisa? Raha tanora efa vita batisa ianao na vao mieritreritra an’izany, inona no azonao atao mba hifandraisana tsara kokoa amin’i Jehovah?

28 Tantaram-piainana​—Nandao ny Zava-drehetra Aho mba Hanarahana ny Tompo

32 Fanondroana Ny Foto-kevitra Tamin’ny Tilikambo Fiambenana 2017

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara