Gazety Fianarana
DESAMBRA 2017
LAHATSORATRA HIANARANA NY: 29 JANOARY–25 FEBROARY 2018
© 2017 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
SARY EO AMIN’NY FONONY:
CÔTE D’IVOIRE
Mpisava lalana any Côte d’Ivoire, miresaka momba an’ilay bokikely Vaovao Tsara amin’ny olona iray manahy voana kakaô. Anisan’ny mpamokatra kakaô be indrindra hanaovana sôkôlà i Côte d’Ivoire
MPITORY
11 133
MPIANATRA BAIBOLY
28 274
MPANATRIKA NY FAHATSIAROVANA (2016)
76 526
Tsy natao hamidy ity gazety ity. Navoaka izy ity mba hampianarana Baiboly maneran-tany, ary tohanana amin’ny alalan’ny fanomezana an-tsitrapo.
Midira ao amin’ny www.pr2711.com/mg, raha te hanao fanomezana ianao.
Raha tsy misy fanamarihana manokana, dia avy amin’ilay dikan-teny maoderina hoe Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao ny andinin-teny ato.