FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • w18 Septambra p. 2
  • Loha Hevitra ato Anatiny

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Loha Hevitra ato Anatiny
  • Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah (Fianarana)—2018
Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah (Fianarana)—2018
w18 Septambra p. 2

Loha Hevitra ato Anatiny

29 OKTOBRA–4 NOVAMBRA 2018

3 “Raha Fantatrareo Izany, dia Sambatra Ianareo Raha Manao Izany”

Tsy hisy dikany izay zavatra fantatsika raha tsy ampiharintsika. Mila manetry tena anefa isika raha te hahavita an’izany. Resahin’ny Baiboly hoe nisy olona nanetry tena rehefa nitory tamin’ny olona isan-karazany, nivavaka ho an’ny hafa, ary niantehitra tamin’i Jehovah. Hanampy antsika hanetry tena ny fandinihana an’izany.

8 Tena Tia Anareo i Jehovah, ry Zokiolona Tsy Mivadika

5-11 NOVAMBRA 2018

12 Miezaha ho Be Fitiavana Foana fa Mampahery Izany!

Sarotra ny fiainana amin’izao, dia mora kivy sy mahatsiaro ho tototry ny olana isika. Manampy antsika hitraka foana anefa i Jehovah sy Jesosy. Na izany aza, dia tena tokony hifampahery koa isika. Horesahina ao amin’io lahatsoratra io hoe inona no azontsika atao raha te ho be fitiavana sy hampahery ny hafa isika.

12-18 NOVAMBRA 2018

17 Sambatra Izay Manompo An’ilay “Andriamanitra Falifaly”

Andriamanitra falifaly i Jehovah, ary tiany ho faly sy ho sambatra koa ny mpanompony. Feno olana anefa ny fiainantsika, satria miaina eto amin’ny tontolon’i Satana isika. Ahoana àry no hahasambatra antsika? Misy torohevitra afaka manampy antsika amin’izany ao amin’ilay toriteny nataon’i Jesosy teo an-tendrombohitra.

22 Amin’ny Firy Izao?

19-25 NOVAMBRA 2018

23 Mahery Indrindra Nefa Tsara Fanahy

26 NOVAMBRA–2 DESAMBRA 2018

28 Miezaha ho Tsara Fanahy Hoatran’i Jehovah

Vao mainka tia tena ny olona amin’izao. Ny mpanompon’i Jehovah kosa tsy hoatr’izany, fa tena mifankatia. Ahoana no ahitana an’izany? Tena tsara fanahy, ohatra, izy ireo. Izany no horesahina ao amin’ireo lahatsoratra roa ireo. Hodinihintsika ao hoe ahoana no nampisehoan’i Jehovah fa tsara fanahy izy, ary inona no azontsika atao raha te hanao hoatr’azy isika.

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara