Gazety Fianarana
SEPTAMBRA 2018
LAHATSORATRA HIANARANA NY: 29 OKTOBRA–2 DESAMBRA 2018
© 2018 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
SARY EO AMIN’NY FONONY:
IRLANDY
Rahalahy sy anabavy ho any amin’ny Nosy Aran, any akaikin’ny morontsiraka andrefan’i Irlandy. Hijanona any tontolo andro ry zareo, ary hitory amin’ny olona miteny irlandey. Manao an’izany matetika ry zareo
MPITORY
6 747
MPIANATRA BAIBOLY
3 392
MPANATRIKA NY FAHATSIAROVANA (2017)
12 082
Tsy natao hamidy ity gazety ity. Navoaka izy ity mba hampianarana Baiboly maneran-tany, ary tohanana amin’ny alalan’ny fanomezana an-tsitrapo.
Midira ao amin’ny www.pr2711.com/mg, raha te hanao fanomezana ianao.
Raha tsy misy fanamarihana manokana, dia avy amin’ilay dikan-teny maoderina hoe Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao ny andinin-teny ato.