FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • km 9/90 p. 2
  • Fampandrenesana

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Fampandrenesana
  • Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—1990
Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—1990
km 9/90 p. 2

Fampandrenesana

* Zavatra atolotra amin’ny volana septambra: Ny boky Hiaina mandrakizay na ny Bokiko amin’ny sarany 2.400 FMG.

* Zavatra atolotra amin’ny oktobra 1990: Famandrihana amin’ny gazety Ny Tilikambo Fiambenana na La Tour de Garde na Réveillez-vous! amin’ny sarany 11.000 FMG ny herintaona. Ny famandrihana enim-bolana dia 5.500 FMG. Azo atao koa ny manao famandrihana amin’ireo gazety roa miaraka.

* Iangaviana ireo kongregasiona rehetra eto amin’ny Nosy mba handefa ny rapaoron’asany ara-potoana aty amin’ny Sampana.

* Ny kaonty ao amin’ny kongregasiona dia tokony ho voamarin’ny mpiandraikitra-prezidà ny 1 septambra na aoriana kelin’io. Azo ataon’ny olona iray izay hotendreny izany.

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara