Fampandrenesana
● Zavatra atolotra amin’ny volana Aprily sy May: Famandrihana amin’ny Ny Tilikambo Fiambenana. Azo atao ny manao famandrihana herintaona na enim-bolana amin’ireo fanontana mivoaka indroa isam-bolana. Ny famandrihana amin’ireo fanontana mivoaka isam-bolana koa dia azo atao, fa herintaona ihany. Azo atao koa ny manolotra gazety roa sy izay mety ho bokikely rehetra, afa-tsy ny bokikely be velarana Ny Sekoly. Jona: ’Ho tonga anie ny fanjakanao’ amin’ny sarany 800 FMG. Jolay sy Aogositra: Izay bokikely rehetra 32 pejy, afa-tsy ny bokikely Ny Sekoly. Any amin’izay azo anaovana izany, dia tokony hohamafisin’ireo loholona ireo fandaharan’ny kongregasiona mba handraisana anjara amin’ny fanambarana amin’ny takariva.
● Hatramin’ny 1 Janoary 1991, dia nanampy ho ao anatin’ny lisitry ny fanontana Ny Tilikambo Fiambenana mivoaka indroa isam-bolana azo amin’ny fiaramanidina, ny fiteny Estoniana.
● Zavatra vita an-tsoratra ao amin’ny tahiry: Les Jeunes s’interrogent; Mifohaza! No 4 (Fahafatesana amidy...); Mifalia....