FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • km 4/91 p. 4-6
  • Vaovao Teokratika

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Vaovao Teokratika
  • Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—1991
  • Mitovitovy Aminy
  • Vaovao teokratika
    Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—1990
  • Vaovao Teokratika
    Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—1992
  • Vaovao Teokratika
    Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—1995
  • Vaovao Teokratika
    Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—1998
Hijery Hafa
Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—1991
km 4/91 p. 4-6

Vaovao Teokratika

◆ Tampon’isa vaovao tamin’ny mpitory 274 tany Antigua tamin’ny volana Novambra, mampiseho fitomboana 14 isan-jato.

◆ Nanao ny fivoriamben’ny distrikany ny tany Liban tamin’ny Novambra, 3 794 no nanatrika ary 111 no natao batisa.

◆ Ny niavaka tamin’ny rapaoro avy any Pérou tamin’ny Novambra, dia ny fitambaran’isan’ny mpitory maharitra 8 440. Izany isa izany dia dia mampiseho 24 isan-jaton’ny mpitory ilay Fanjakana ao amin’io tany io.

◆ Nisy fitomboana 9 isan-jato tany Taiwan tamin’ny Novambra, tamin’ny isan’ny mpitory 1 770 namerina filazana asa. Tampon’isa vaovao koa no azo tamin’ny fampianarana Baiboly 2 848.

◆ Thailande dia nahazo tampon’isa vaovao tamin’ny mpitory 1 164 tamin’ny volana Novambra. Nisy fampianarana Baiboly 1 191 namerenana filazana asa, ny betsaka indrindra fantatra tamin’ny volana Novambra hatramin’izao.

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara