FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • km 6/91 p. 4-5
  • Fampandrenesana

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Fampandrenesana
  • Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—1991
Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—1991
km 6/91 p. 4-5

Fampandrenesana

● Zavatra atolotra amin’ny Jona: “Ho tonga anie ny Fanjakanao”. Jolay sy Aogositra: ny bokikely 32 pejy rehetra afa-tsy ny bokikely Ny Sekoly sy ny Vavolombelon’i Jehovah.

● Ny mpiandraikitra prezidá na ny olona notendreny dia tokony hanamarina ny kaontin’ny kongregasiona ny 1 Jona na aoriana kelin’izay.

● Koa satria haharitra telo andro ny fivoriamben’ny distrika amin’ity taona ity, dia tsy misy antony tokony hanafoanana ny fianarana ny bokin’ny kongregasiona ny herinandron’ny fivoriambe.

● Tokony hazava tsara ny vatakely fasiana fanomezana an-tsitrapo ao amin’ny Efitrano Fanjakana. Rehefa manao fanomezana, dia aoka ho azo antoka fa nalatsaka ao amin’ny vatakely tokony hisy azy izany — ho an’ny asan’ny fikambanana maneran-tany, ho an’ny fanorenana Efitrano Fanjakana an’ny fikambanana, ho an’ireo zavatra ilain’ny kongregasiona eo an-toerana. Mety ho hitan’ireo loholona fa mahasoa ny hanaovana fampandrenesana ny amin’ny ilàna izany. Tsy mety ny hanovana ny homena ny fanomezana ao amin’ireo vatakely samihafa. Andraikitry ny olona tsirairay ny manondro izay tiany homena, amin’ny fandatsahana izay ao amin’ny vatakely fasiana fanomezana an-tsitrapo mifanandrify amin’izany.

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara