Tatitra Miavaka Tamin’ny Martsa
Nahatratra tampon’isan’ny mpitory 3 819 isika tamin’ny Martsa teo. Deraina daholo isika rehetra noho ny ezaka lehibe nataontsika teo amin’ny asa fitoriana sy fampianarana ary enga anie i Jehovah hanohy hitahy ny fiezahana mbola hataontsika.