Filazana Asa: May 1992
Antsalan’ny Antsalan’ny Antsalan’ny Antsalan’ny
Isan’ny Ora Gazety Fiv. mits. Famp. Bb.
Mpis. lal. manok. 44 139,4 91,4 78,0 16,4
Mpis. lal. mah. 320 89,7 50,0 44,6 10,1
Mpis. lal. mpan. 244 63,8 38,0 29,8 6,6
Mpitory 3902 13,5 8,7 7,7 2,2
TOTALINY: 4445 Isan’ny natao batisa: 14
Nahatratra tampon’isa vaovao isika teo amin’ny isan’ny mpitory sy teo amin’ny isan’ny gazety voapetraka izay niisa ho 62 971, ary koa teo amin’ny isan’ny mpanatrika tamin’ny Fahatsiarovana izay niisa ho 22 200!