FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • km 6/93 p. 3
  • Fampandrenesana

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Fampandrenesana
  • Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—1993
Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—1993
km 6/93 p. 3

Fampandrenesana

◼ Zavatra atolotra amin’ny Jona: Ilay Lehilahy Niavaka Indrindra Teto An-tany, amin’ny sarany 3 000 FMG (2 000 FMG no haloan’ny mpisava lalana). Jolay: Na iza na iza amin’ireto bokikely manaraka ireto dia azo ampiasaina: “Indro, Havaoziko ny Zavatra Rehetra”, Mifalia Amin’ny Fiainana eto An-tany Mandrakizay!, Ny Anaran’Andriamanitra Izay Haharitra Mandrakizay, Ny Fitondram-panjakana Izay Hitondra ny Paradisa, Tena Miahy Antsika ve Andriamanitra?, na Tokony Hino ny Trinite ve Ianao?, amin’ny sarany 300 FMG (200 FMG no haloan’ny mpisava lalana). Aogositra sy Septambra: Fanolorana manokana: Ny boky Ny Fahatanoranao — Ny Fomba Handraisan-tsoa Be Indrindra avy Amin’izany, amin’ny sarany 500 FMG (250 FMG no haloan’ny mpisava lalana). Antenaina fa hahay hanararaotra io fihenan’ny sarany io isika rehetra mba hananana ny bokintsika manokana avy, ary koa mba hametrahana betsaka araka izay atao aminy amin’ny olona rehetra hitantsika. FANAMARIHANA: Ireo kongregasiona hila ireo zavatra hatolotra eny amin’ny asa fanompoana voatonona ireo, dia tokony hanafatra azy ireo amin’ny Taratasy Fanafarana Zavatra Vita An-tsoratra (S-AB-14) halefany manaraka.

◼ Ny mpiandraikitra prezidà na ny olona iray notendreny dia tokony hanao ny fanamarinana ny toe-bolan’ny kongregasiona amin’ny 1 Jona na haingana araka izay azo atao aorian’izay. Rehefa vita izy io, dia anaovy fampandrenesana amin’ny kongregasiona.

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara