FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • km 8/93 p. 3
  • Vaovao Teokratika

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Vaovao Teokratika
  • Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—1993
  • Mitovitovy Aminy
  • Vaovao Teokratika
    Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—1992
  • Mpitondra Fahazavana eo Amin’ny Manodidina Antsika
    Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—1992
  • Vaovao Teokratika
    Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—1993
  • Vaovao Teokratika
    Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—1993
Hijery Hafa
Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—1993
km 8/93 p. 3

Vaovao Teokratika

Cambodge: Tamin’ny 8 Febroary 1993, dia voaray ny taratasy fanamarinana ofisialy, manome lalana hanangana birao iray ho an’ny asantsika sy manokatra ny lalana hahafahan’ireo misionera miditra ao amin’ilay tany. Faly isika fa toriana malalaka any Cambodge indray ny vaovao tsara, taorian’ny 25 taona mahery.

Chypre: Ankoatra ny tampon’isa vaovao amin’ny mpitory 1 462 tamin’ny Martsa, dia mitatitra ny sampana fa misy tampon’isa amin’ny ora sy ny fiverenana mitsidika ary ny fampianarana Baiboly.

Libéria: Afaka nanao ny Fivoriamben’ny Distrikany “Ireo Mpitondra Fahazavana” teo amin’ny faritra amin’ny tanin’ny Fikambanana mifanakaiky amin’ny biraon’ny sampana, ireo rahalahy nandritra ny Martsa. Ny tampon’isa tamin’ny mpanatrika dia 2 711 ary 78 no natao batisa.

Japana: Mpitory 177 591 no tampon’isan’izy ireo vaovao tamin’ny Martsa.

Philippines: Tampon’isa vaovao amin’ny mpitory 115 044 no tratra tamin’ny Martsa.

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara