Fianarana ny Bokin’ny Kongregasiona
Fandaharana amin’ny fianaran’ny kongregasiona ny boky Ilay Lehilahy Niavaka Indrindra Teto An-tany.
2 Aogositra: Toko 111 manomboka eo amin’ny lohatenikely hoe
“Ireo virjiny hendry sy ireo virjiny adala”
hatramin’ny faran’ilay toko
9 Aogositra: Toko 112-113
16 Aogositra: Toko 114-115
23 Aogositra: Toko 116 hatreo amin’ny lohatenikely hoe
“Fananarana fanampiny talohan’ny hiaingana”
30 Aogositra: Toko 116 manomboka eo amin’ny lohatenikely hoe “Fananarana fanampiny talohan’ny hiaingana” hatramin’ny faran’ilay toko