Vaovao Teokratika
Haïti: Tena niavaka ny volana May satria nisy tampon’isa vaovao tamin’ny isan’ny mpitory 9 188, izay fitomboana 13 isan-jato amin’ny antsalan’isa tamin’ny taon-dasa.
Italia: Nisy tampon’isa vaovao tamin’ny isan’ny mpitory 205 128 tamin’ny volana May. Izany dia mihoatra 1 499 ny tampon’isan’ny mpitory teo aloha izay iray volana talohan’izay monja.