FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • km 10/91 p. 3
  • Vaovao Teokratika

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Vaovao Teokratika
  • Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—1991
  • Mitovitovy Aminy
  • Vaovao Teokratika
    Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—1991
  • Vaovao teokratika
    Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—1990
  • Vaovao Teokratika
    Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—1991
Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—1991
km 10/91 p. 3

Vaovao Teokratika

Iles Vierges (britanika): Ny mpitory 136 tamin’ny volana May, izay nahatratra tampon’isa vaovao, dia nitarika fampianarana ny Baiboly 206, isa izay tampon’isa vaovao koa.

Fidji: Nitondra ny tampon’isany faha-77 nisesy tamin’ny mpitory 1 642 namerina filazana asa, ny volana May. Nahatratra ny tampon’isany faha-32 nisesy teo amin’ny ora sy ny tampon’isany faha-48 nisesy teo amin’ny fiverenana mitsidika sy fampianarana Baiboly, izy ireo. Nisy kongregasiona vaovao dimy vao niforona tao amin’ny faritanin’ny sampana tamin’ny volana May.

Kenya: Nihoarana voalohany ny isan’ny mpitory 6 000, satria nisy tampon’isa vaovao tamin’ny mpitory 6 065 tamin’ny volana May.

Korea: Tamin’ny volana May dia nisy mpitory 65 260 namerina filazana asa, ka izany dia ny tampon’isany faha-84 tao anatin’ireo volana 89 farany.

Papouasie-Nouvelle-Guinée: Nisy tampon’isa hafa koa tratra tamin’ny mpitory 2 547 namerina filazana asa tamin’ny volana May.

Iles Vierges (amerikana): Nitondra tampon’isa vaovao tamin’ny mpitory 560 ny fitomboana 19 isan-jato tamin’ny volana May.

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara