FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • km 11/94 p. 3
  • Fampandrenesana

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Fampandrenesana
  • Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—1994
Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—1994
km 11/94 p. 3

Fampandrenesana

◼ Zavatra vita an-tsoratra hampiasaina mandritra ny Novambra: Fanolorana manokana: Ny Fahatanoranao — Ny Fomba Handraisan-tsoa Be Indrindra avy Amin’izany amin’ny sarany 500 FMG (250 FMG no haloan’ny mpisava lalana). Desambra: Ilay Lehilahy Niavaka Indrindra Teto An-tany. Janoary: Fanolorana manokana: Ny Fahatanoranao — Ny Fomba Handraisan-tsoa Be Indrindra avy Amin’izany amin’ny sarany 500 FMG (250 FMG no haloan’ny mpisava lalana). Febroary: Azonao Atao ny Hiaina Mandrakizay ao Amin’ny Paradisa eto An-tany. Tokony harahina fiverenana mitsidika ny nametrahana io boky io, ary tokony hisy ezaka hatao mba hanombohana fampianarana Baiboly. FANAMARIHANA: Ireo kongregasiona izay hila an’ireo zavatra hatolotra eny amin’ny asa fanompoana voalaza eo ambony ireo dia tokony hanafatra azy ireo amin’ny Taratasy Fanafarana Zavatra Vita An-tsoratra (S-AB-14) halefany manaraka.

◼ Manomboka amin’ny nomeraon’ny 1 Janoary 1995, ny Fikambanana dia hamoaka cassettes misy fakana feo Ny Tilikambo Fiambenana amin’ny teny espaniola. Tsy maintsy atao amin’ny alalan’ny kongregasiona ny fanaovana famandrihana amin’izy io.

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara