FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • km 3/96 p. 3
  • Fampandrenesana

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Fampandrenesana
  • Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—1996
Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—1996
km 3/96 p. 3

Fampandrenesana

◼ Zavatra vita an-tsoratra atolotra amin’ny Martsa: Fahalalana Izay Mitarika ho Amin’ny Fiainana Mandrakizay. Aprily sy May: Famandrihana amin’ny Ny Tilikambo Fiambenana sy Mifohaza! Ho an’ny faritany voasa matetika, dia azo ampiasaina koa izay bokikely mifanentana rehetra. Jona: Fahalalana Izay Mitarika ho Amin’ny Fiainana Mandrakizay.

◼ Ny Mpiandraikitra mpitantan-draharaha na ny olona iray notendreny dia tokony hanamarina ny kaontin’ny kongregasiona ny 1 Martsa na haingana araka izay azo atao aorian’izany. Manaova fampandrenesana amin’ny kongregasiona rehefa vita ilay izy.

◼ Araka ny nampandrenesina tao amin’ny Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana tamin’ny Janoary 1996, ny lahateny ampahibemaso manokana ho an’ny vanim-potoan’ny Fahatsiarovana amin’itỳ taona itỳ dia hatao any amin’ny ankamaroan’ny kongregasiona, amin’ny alahady 21 Aprily. Ilay lahateny dia hitondra ny lohateny hoe “Fitoerana ho Tsy Misy Tsiny eo Anivon’ny Taranaka Fangoloka Iray”. Tokony hisy ezaka manokana hatao mba hanasana ireo izay hanatrika ny Fahatsiarovana amin’ny 2 Aprily.

◼ Fanitsiana: wMG 1/12/1995 p. 13, § 16, ny andalana 6-10 dia tokony hovakina hoe:

“Ao amin’ny [mihevi-tena araka ny antonona, NW ] no misy fahendrena”, hoy ny Ohabolana 11:2. Ny hoe mihevi-tena araka ny antonona (modeste) dia midika hoe miaiky sy manaiky ny fetran’ny tenanao.

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara