FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • km 10/96 p. 7
  • Fampandrenesana

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Fampandrenesana
  • Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—1996
Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—1996
km 10/96 p. 7

Fampandrenesana

◼ Zavatra hatolotra amin’ny Oktobra: Famandrihana amin’ny Ny Tilikambo Fiambenana sy Mifohaza! Novambra: Fahalalana Izay Mitarika ho Amin’ny Fiainana Mandrakizay. Hanao ezaka manokana isika mba hanolokoloana ny fahalianan’izay rehetra nametrahana boky ho fikendrena ny hanomboka fampianarana Baiboly any an-tokantrano. Desambra: Ny boky Ny Baiboly — Tenin’Andriamanitra sa Tenin’olona? Janoary: Ny boky Tafaray ao Amin’ny Fanompoam-pivavahana Amin’ilay Hany Andriamanitra Marina.

◼ Ny takelaka fanampiny amin’itỳ Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana Itỳ dia ny “Fandaharana ho Amin’ny Sekolin’ny Fanompoana Teokratika Amin’ny 1997” ary tokony hotahirizina mba hojerena mandritra ny 1997 manontolo.

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara