FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • km 12/96 p. 7
  • Fampandrenesana

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Fampandrenesana
  • Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—1996
Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—1996
km 12/96 p. 7

Fampandrenesana

◼ Zavatra atolotra amin’ny Desambra: Ny boky Ny Baiboly — Tenin’Andriamanitra sa Tenin’olona? Janoary: Ny boky Tafaray ao Amin’ny Fanompoam-pivavahana Amin’ilay Hany Andriamanitra Marina. Febroary: Ny Boky ho An’ny Sekolin’ny Fanompoana Teokratika (Mpisava lalana: 200 FMG; mpitory: 500 FMG). Martsa: Ny Tsiambaratelon’ny Fahasambaram-pianakaviana.

◼ Ny mpiandraikitra mpitantan-draharaha na ny olona iray notendreny dia tokony hanamarina ny toe-bolan’ny kongregasiona ny 1 Desambra na haingana araka izay azo atao aorian’izay. Manaova fampandrenesana amin’ny kongregasiona rehefa vita ilay izy.

◼ Ny Fahatsiarovana amin’ny 1998 dia ho amin’ny asabotsy 11 Aprily, aorian’ny filentehan’ny masoandro. Omena mialoha io daty fankalazana ny Fahatsiarovana amin’ny 1998 io, mba hahafahan’ireo rahalahy hanao ny famandrihan-toerana na ny fanekena ilaina ho an’ny efitrano azo ampiasaina, rehefa kongregasiona maromaro no mampiasa ny Efitrano Fanjakana ka tsy maintsy mitady trano hafa.

◼ Noho ny maha-zava-dehibe ilay fisehoan-javatra, rehefa manendry mpandahateny amin’ny Fahatsiarovana ny fitambaran-doholona, dia tokony hifantina mpandahateny iray amin’ireo loholona mahay kokoa fa tsy hifandimby fotsiny na hampiasa rahalahy iray ihany isan-taona.

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara