Fandaharam-potoana Samy Hafan’ny Mpisava Lalana Mpanampy
Fomba Samy Hafa Handaharana 15 Ora Isan-kerinandro eo Amin’ny Fanompoana
Maraina — Alatsinainy ka hatramin’ny asabotsy
Azo asolo andro hafa ny alahady
Andro Fotoana Ora
Alatsinainy Maraina 2 1⁄2
Talata Maraina 2 1⁄2
Alarobia Maraina 2 1⁄2
Alakamisy Maraina 2 1⁄2
Zoma Maraina 2 1⁄2
Asabotsy Maraina 2 1⁄2
Tontalin’ny Ora: 15
Roa Andro Feno
Na andro inona na andro inona amin’ny herinandro
Andro Fotoana Ora
Alarobia Tontolo Andro 7 1⁄2
Asabotsy Tontolo Andro 7 1⁄2
Tontalin’ny Ora: 15
Takariva Roa Miampy ny Faran’ny Herinandro
Na takariva inona na takariva inona ankobanandro
Andro Fotoana Ora
Alatsinainy Takariva 1 1⁄2
Alarobia Takariva 1 1⁄2
Asabotsy Tontolo Andro 8
Alahady Tapak’andro 4
Tontalin’ny Ora: 15
Tolakandro Ankobanandro sy Asabotsy
Azo asolo andro hafa ny alahady
Andro Fotoana Ora
Alatsinainy Tolakandro 2
Talata Tolakandro 2
Alarobia Tolakandro 2
Alakamisy Tolakandro 2
Zoma Tolakandro 2
Asabotsy Tontolo Andro 5
Tontalin’ny Ora: 15
Ny Fandaharam-potoanako ho Amin’ny Fanompoana
Izay ora tianao holanina amin’ny fotoana tsirairay
Andro Fotoana Ora
Alatsinainy
Talata
Alarobia
Alakamisy
Zoma
Asabotsy
Alahady
Tontalin’ny Ora: 15