FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • km 2/98 p. 3
  • Fampandrenesana

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Fampandrenesana
  • Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—1998
Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—1998
km 2/98 p. 3

Fampandrenesana

◼ Zavatra atolotra amin’ny Febroary: Ny Fanambarana — Akaiky ny Fiafarany Malaza! Martsa: Fahalalana Izay Mitarika ho Amin’ny Fiainana Mandrakizay. Mifantoha amin’ny fanombohana fampianarana Baiboly. Aprily sy May: Famandrihana amin’ny Tilikambo Fiambenana sy ny Mifohaza!

◼ Tokony handinika ny asan’ny mpisava lalana maharitra rehetra ny mpitan-tsoratra sy ny mpiandraikitra ny fanompoana. Raha misy sahirana manatratra ny ora takina aminy, ireo loholona dia tokony handamina ny hanomezana fanampiana azy. Mba hahazoana fanipazan-kevitra, dia jereo indray ny taratasin’ny Fikambanana (S-201) tamin’ny 1 Oktobra 1993, sy ny 1 Oktobra 1992. Jereo koa ny fehintsoratra 12-20 ao amin’ny takelaka fanampiny amin’ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana Aogositra 1986.

◼ Ireo mpitory nanao fandaharana mba hiasa amin’ny faritany tsy misy tompony, amin’ireo volana ho avy, dia tokony hiomana ny hanolotra ny bokikely Takina na ny boky Fahalalana, eny amin’ny fanompoany.

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara