Fianarana ny Bokin’ny Kôngregasiôna
Fandaharana amin’ny fianaran’ny kôngregasiôna ny boky Ny Baiboly — Tenin’Andriamanitra sa Tenin’olona?
7 Septambra: Pejy 170*-180*
14 Septambra: Pejy 180*-189
* Hatreo amin’ny, na manomboka eo amin’ny lohatenikely.
Fandaharana amin’ny fianaran’ny kôngregasiôna ny bokikely Inona no Takin’Andriamanitra Amintsika?
21 Septambra: Lesona 1-3
28 Septambra: Lesona 4-6