Vaovao Teôkratika
Ghana: Nisy tampon’isa vaovao tamin’ny Aprily, satria mpitory 55 539 no namerina tatitra — fitomboana 9 isan-jato raha oharina amin’ny salanisa tamin’ny taon-dasa. Maherin’ny 200 000 no nanatrika ny Fahatsiarovana.
Malawi: Miisa mihoatra ny 600 izao ny kôngregasiôna. Izany dia fitomboana 50 isan-jato raha oharina amin’ny isan’ny kôngregasiôna tamin’ny fotoanan’ny fandrarana tamin’ny Oktobra 1967.