FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • km 6/99 p. 3
  • Fampandrenesana

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Fampandrenesana
  • Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—1999
Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—1999
km 6/99 p. 3

Fampandrenesana

◼ Zavatra atolotra amin’ny Jona: Fahalalana Izay Mitarika ho Amin’ny Fiainana Mandrakizay. Jolay sy Aogositra: Na iza na iza amin’ireto bokikely 32 pejy ireto: Inona no Mitranga Amintsika Rehefa Maty Isika?, Inona no Zava-kendren’ny Fiainana? — Ahoana no Mety Hahitanao Azy Io?, Mifalia Amin’ny Fiainana eto An-tany Mandrakizay!, Ny Fitondram-panjakana Izay Hitondra ny Paradisa, Rehefa Nody Mandry ny Olona Iray Tianao, Tena Miahy Antsika ve Andriamanitra?, Tokony Hino ny Trinite ve Ianao? Ny bokikely Boky Iray ho An’ny Olona Rehetra dia azo atolotra, rehefa mifanentana amin’ny toe-javatra. Septambra: Fahalalana Izay Mitarika ho Amin’ny Fiainana Mandrakizay.

◼ Ny mpiandraikitra mpitantan-draharaha na izay notendreny dia tokony hanamarina ny kaontin’ny kôngregasiôna amin’ny 1 Jona na haingana araka izay azo atao aorian’izay. Rehefa vita ilay izy, dia anaovy fampandrenesana ny kôngregasiôna, rehefa voavaky ny tatitra momba ny kaonty manaraka.

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara