FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • km 5/01 p. 7
  • Fampandrenesana

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Fampandrenesana
  • Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—2001
Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—2001
km 5/01 p. 7

Fampandrenesana

◼ Zavatra atolotra amin’ny May: Gazety Ny Tilikambo Fiambenana sy Mifohaza! Azo atao ny manolotra famandrihana, rehefa liana ilay olona, amin’ny fiverenana mitsidika. Manolora boky Fahalalana na bokikely Takina, ho fikendrena ny hanomboka fampianarana Baiboly. Jona: Inona no Takin’Andriamanitra Amintsika?, na Fahalalana Izay Mitarika ho Amin’ny Fiainana Mandrakizay. Mifantoha amin’ny fanombohana fampianarana Baiboly. Jolay sy Aogositra: Afaka ny ho Sakaizan’Andriamanitra Ianao! Mifantoha amin’ny fanombohana fampianarana Baiboly.

◼ Ny mpiandraikitra mpitantan-draharaha, na izay notendreny, dia tokony hanamarina ny kaontin’ny kongregasiona amin’ny 1 Jona na haingana araka izay azo atao aorian’izay. Rehefa vita ilay izy, dia anaovy fampandrenesana ho an’ny kongregasiona, rehefa avy novakina ny tatitra momba ny kaonty manaraka.

◼ Tianay ny mampahatsiahy fa natao hitahirizana ireo gazety fa tsy kitapo fitondra mitory ny boatin-gazety.

◼ Ilazana ireo mpitory sy mpisava lalana mitsidika Betela fa voafetra ihany ny zavatra vita an-tsoratra azony alaina atỳ, na ny ilainy manokana izany na ny ampiasainy amin’ny fanompoana. Ny kongregasiona no tokony hanafatra ny zavatra vita an-tsoratra atỳ amin’ny Fikambanana, ka tsy miova izany fandaharana izany na dia afaka maka zavatra vita an-tsoratra atỳ amin’ny Betela aza ianareo. Mazava ho azy fa tokony hohafarana amin’ny Taratasy Fanafarana Boky (S-14), ireo zavatra vita an-tsoratra maro be hamenoana ny tahirin’ny kongregasiona, fa tsy halaina atỳ amin’ny Betela.

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara