FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • km 11/02 p. 2
  • Lahatsoratra Faran’izay Tsara!

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Lahatsoratra Faran’izay Tsara!
  • Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—2002
Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—2002
km 11/02 p. 2

Lahatsoratra Faran’izay Tsara!

Tsy ekenao ve fa tena faran’izay tsara ny lohatenin’ireto lahatsoratra tao amin’ny Tilikambo Fiambenana ireto?

“Rahoviana no Tahin’i Jehovah ny Ezaka Mafy Ataontsika?”

“Afaka Miaro Anao ve ny Fahaiza-misaina?”

“Ahoana no Tokony Hiheverantsika ny Fisedrana?”

Nivoaka tao amin’ny Tilikambo Fiambenana tamin’ity taona ity ireo lahatsoratra ireo sy ny maro hafa koa. Efa lany andro ve izy ireo ka tsy ilaina intsony? Tsia!

Tokony hojeren’ny mpiandraikitra ny Sekoly ny ao amin’ny fitahirizam-bokin’ny Efitrano Fanjakana, raha misy gazety madio sy milamina roa avy isaky ny Tilikambo Fiambenana sy Mifohaza! Raha mbola tsy voavakinao ireo lahatsoratra ireo, ka tsy anananao, dia vakio ilay ao amin’ny fitahirizam-boky.

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara