FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • km 11/03 p. 3
  • Fampandrenesana

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Fampandrenesana
  • Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—2003
Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—2003
km 11/03 p. 3

Fampandrenesana

◼ Zavatra atolotra amin’ny Novambra: Mivavaha Amin’ilay Hany Andriamanitra Marina, na ny bokikely Efa Hitanao ve ny Lalana Mankany Amin’ny Fiainana Mandrakizay? Desambra: Ilay Lehilahy Niavaka Indrindra Teto An-tany. Azo atolotra koa Ny Bokiko Misy Fitantarana avy ao Amin’ny Baiboly. Janoary: Manontany ny Tanora​—Valiny Mandaitra. Febroary: Manatòna An’i Jehovah.

◼ Ny mpiandraikitra mpitantan-draharaha, na izay tendreny, dia tokony hanamarina ny kaontin’ny fiangonana amin’ny 1 Desambra, na haingana araka izay azo atao aorian’io. Rehefa vita ilay izy, dia asio fampandrenesana ho an’ny fiangonana, rehefa avy novakina ilay tatitra momba ny kaonty manaraka.

◼ Tokony hatao amin’ny anaran’ny “Vavolombelon’i Jehovah” ny seky arotsaka ao amin’ny boaty ao amin’ny Efitrano Fanjakana, ka atao fanomezana ho an’ny asa maneran-tany sy ny Tahirim-bola ho An’ny Efitrano Fanjakana.

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara