FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • km 2/06 p. 2
  • Vaovao Farany

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Vaovao Farany
  • Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—2006
Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—2006
km 2/06 p. 2

Vaovao Farany

Faly izahay mampahafantatra anareo fa nisy Efitrano Fanjakana efatra notokanana nandritra ny volana Oktobra: roa tao Ampasika, iray tao Alasora, ary iray tao Soavina Atsimondrano. Nisy Efitrano Fanjakana roa koa notokanana tamin’ny 6 Novambra 2005. Ilay tany Betafo nisy mpanatrika 212, ary ilay tany Antsirabe Ambohimena nisy mpanatrika 244. Tena mitahy ny fanorenana Efitrano Fanjakana i Jehovah. Efitrano Fanjakana 80 no efa vita hatramin’ny 2001, taona nanombohan’io tetikasa io.

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara