FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • km 3/07 p. 3
  • Fampandrenesana

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Fampandrenesana
  • Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—2007
Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—2007
km 3/07 p. 3

Fampandrenesana

◼ Martsa: Inona Marina no Ampianarin’ny Baiboly? Miezaha mafy hanomboka fampianarana Baiboly. Aprily sy Mey: Ny Tilikambo Fiambenana sy Mifohaza! Rehefa manao fiverenana mitsidika ianao, dia tsidiho koa ireo nanatrika Fahatsiarovana na fivoriana hafa, nefa mbola tsy tena miaraka amin’ny fiangonana. Miezaha hanolotra ilay boky hoe Inona Marina no Ampianarin’ny Baiboly? Ataovy tanjona ny hanomboka fampianarana Baiboly amin’io boky io. Jona: Fahasambaram-pianakaviana.

◼ Ny mpiandraikitra mpitantan-draharaha, na izay tendreny, dia tokony hanamarina ny kaontin’ny fiangonana nandritra ny volana Desambra sy Janoary ary Febroary. Rehefa vita ilay izy, dia resaho amin’ny fiangonana, aorian’ny famakiana ny tatitra momba ny kaonty fanao isam-bolana.—Jereo ny Toromarika Momba ny Fanaovana ny Kaontin’ny Fiangonana (S-27).

◼ Boky vaovao misy:

Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 2001 malagasy

Mifohaza! 2005 vita boky anglisy, frantsay

Tilikambo 2005 vita boky anglisy, frantsay

◼ DVD vaovao misy:

Noa sy Davida malagasy

Solon’ny Fampidiran-dra malagasy

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara