Ny Bokiko Misy Fitantarana avy ao Amin’ny Baiboly
Fandaharam-pianarana: Herinandron’ny 4 Aogositra 2008 ka hatramin’ny 16 Febroary 2009.
HERINANDRON’NY TOKO
4 Aog. 1-4
11 Aog. 5-8
18 Aog. 9-12
25 Aog. 13-16
1 Sept. 17-20
8 Sept. 21-24
15 Sept. 25-28
22 Sept. 29-32
29 Sept. 33-36
6 Okt. 37-40
13 Okt. 41-44
20 Okt. 45-48
27 Okt. 49-52
3 Nov. 53-56
10 Nov. 57-60
17 Nov. 61-64
24 Nov. 65-68
1 Des. 69-72
8 Des. 73-76
15 Des. 77-80
22 Des. 81-84
29 Des. 85-88
2009
5 Jan. 89-92
12 Jan. 93-96
19 Jan. 97-100
26 Jan. 101-104
2 Feb. 105-108
9 Feb. 109-112
16 Feb. 113-116
Tokony ho hain’ny mpiandraikitra fianarana boky ny mitsinjara ny fotoana, ka 14 minitra eo ho eo no handinihana ny tantara tsirairay. Vakio manontolo ny tantara tsirairay. Aza mandany fotoana be amin’ireo fanontaniana momba an’ilay tantara. Aleo kosa mifantoka amin’ny Fanontaniana Fanampiny. Tsy voatery hovakina daholo ireo andinin-teny lava be. Azon’ny tsirairay atao izany rehefa manomana izy.
[Loharanon-kevitra]
Tsy navoaka tao amin’ny teny anglisy