Fandaharana ho An’ny Herinandron’ny 8 Jona
HERINANDRON’NY 8 JONA
□ Fianarana Baiboly:
lv fanazavana fanampiny p. 212-215
□ Sekolin’ny Fanompoana:
Famakiana Baiboly: Levitikosy 1-5
No. 1: Levitikosy 4:1-15
No. 2: Tokony Hirehareha ve Isika? (lr toko 21)
No. 3: Ahoana no Tokony Hampiharan’ny Kristianina ny Fahefany?
□ Fivoriana Momba ny Fanompoana:
5 min: Fampandrenesana.
10 min: Ny Toerana Lehibe Tanan’i Jesosy ao Amin’ny Fikasan’Andriamanitra. Lahateny miorina amin’ny boky Sekolin’ny Fanompoana (p. 276, feh. 2–p. 277, feh. 4).
10 min: Zavatra Atolotra Amin’ny Jona. Ataovy fampisehoana ny fomba iray nahitam-bokatra rehefa nametraka an’ilay boky. Ataovy fampisehoana koa ny fomba azo ampiasana boky na gazety mba hanombohana fampianarana Baiboly.
10 min: “Hita Amin’ny Fanompoanao ve fa Tia An’Andriamanitra Ianao?” Fanontaniana sy valiny.