Fandaharana ho An’ny Herinandron’ny 25 Janoary
HERINANDRON’NY 25 JANOARY
□ Fianarana Baiboly:
□ Sekolin’ny Fanompoana:
Famakiana Baiboly: Mpitsara 5-7
No. 1: Mpitsara 7:1-11
No. 2: Iza Ilay “Mpivaro-tena Lehibe” ao Amin’ny Apokalypsy 17:1?
No. 3: Hisy ho Tafavoaka avy ao Amin’ilay Afobe Resahin’ny Baiboly Ve? (rs p. 29 § 3-5)
□ Fivoriana Momba ny Fanompoana:
5 min: Fampandrenesana.
10 min: Zavatra Atolotra Amin’ny Febroary. Resaho vetivety ireo hevitra azo asongadina rehefa manolotra ny boky. Asio fampisehoana iray: Mpitory mitory tsy ara-potoana ka mametraka ny boky mba hanombohana fampianarana Baiboly.
20 min: “Efa Nofenoinao ve Ilay Izy?” Fanontaniana sy valiny. Ataon’ny anti-panahy. Asio fampisehoana: Hazavain’ny mpitory iray amin’ny dokoterany ny antony ampiasana ny karatra FMF. Iangaviany ilay dokotera mba hampirina azy io ao amin’ny antontan-taratasy momba azy. Manome toky ilay dokotera fa hampirina azy io tokoa. Vakio ny fehintsoratra farany, eo am-pamaranana.