FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • km 1/11 p. 8
  • Fomba Fanolorana Gazety

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Fomba Fanolorana Gazety
  • Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—2011
  • Mitovitovy Aminy
  • Fomba Fanolorana Gazety
    Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—2010
  • Fomba Fanolorana Gazety
    Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—2008
  • Fomba Fanolorana Gazety
    Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—2009
  • Fomba Fanolorana Gazety
    Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—2009
Hijery Hafa
Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—2011
km 1/11 p. 8

Fomba Fanolorana Gazety

Tilikambo Fiambenana 1 Janoary

Vakio ny Genesisy 2:16, 17, ary milazà hoe: “Misy mino fa efa fantatr’Andriamanitra hoe hanota i Adama. Ny hafa indray mihevitra fa tsy nahalala izany izy matoa mbola nampitandrina azy. Ahoana ny hevitrao? [Avelao izy hamaly.] Hazavaina eto amin’ny pejy 13 eto ny fomba ampiasan’Andriamanitra ny fahaizany mamantatra ny hoavy.”

Mifohaza! Janoary

“Misy mihevitra fa ny tena finoana dia tsy mila porofo. Mitombina ve izany aminao? [Avelao izy hamaly.] Milaza ny Baiboly fa tsy mety ny mino zavatra tsy marim-pototra. [Vakio ny 1 Jaona 4:1.] Tokony hisy porofo mazava tsara àry ny zavatra inoantsika. Manazava izany ity lahatsoratra eto amin’ny pejy 28 ity.”

Tilikambo Fiambenana 1 Febroary

“Betsaka izao ny mpivady misaraka. Inona no tena mahatonga izany, araka ny hevitrao? [Avelao izy hamaly.] Nanampy mpivady maro ity torohevitra ity. [Vakio ny 1 Korintianina 10:24.] Miresaka zavatra enina mampitaraina ny olona manambady ity gazety ity, sady ahitana torohevitra mahasoa.”

Mifohaza! Febroary

“Maro tato ho ato no lasa liana amin’ny resaka mpamosavy, vampira, sy ny toy izany. Aminao ve tsy mampaninona ny asan’ny maizina? [Avelao izy hamaly.] Nampitandrina ny Israelita toy izao Andriamanitra. [Vakio ny Deoteronomia 18:10-12.] Hazavain’ity gazety ity izay lazain’ny Baiboly momba ny asan’ny maizina.”

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara