FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • km 1/10 p. 4
  • Fomba Fanolorana Gazety

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Fomba Fanolorana Gazety
  • Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—2010
  • Mitovitovy Aminy
  • Fomba Fanolorana Gazety
    Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—2009
  • Fomba Fanolorana Gazety
    Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—2010
  • Fomba Fanolorana Gazety
    Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—2009
  • Fomba Fanolorana Gazety
    Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—2011
Hijery Hafa
Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—2010
km 1/10 p. 4

Fomba Fanolorana Gazety

Ny Tilikambo Fiambenana 1 Janoary

“Ho tsara kokoa ve ny fiainana raha manaraka an’ity voalazan’ny Baiboly ity ny olona rehetra? [Vakio ny Romanina 12:18, ary avelao izy hamaly.] Nahoana anefa Andriamanitra indraindray no nandidy ny vahoakany fahiny mba handeha hiady? Resahin’ity lahatsoratra ity ny valiny omen’ny Baiboly.” Asehoy ilay lahatsoratra eo amin’ny pejy 13.

Mifohaza! Janoary

Vakio ny Asan’ny Apostoly 17:31a, ary milazà hoe: “Matahotra an’izany Andro Fitsarana izany ny ankamaroan’ny olona. Toy izany koa ve ianao? [Avelao izy hamaly.] Milaza ny Baiboly fa hitondra fitahiana maro ho an’ny olombelona eto an-tany ny Andro Fitsarana, araka ny hazavain’ity lahatsoratra ity.” Asehoy ilay lahatsoratra eo amin’ny pejy 10.

Ny Tilikambo Fiambenana 1 Febroary

“Maro ny olona manantena ny ho any an-danitra rehefa maty. Te ho any koa ve ianao? [Avelao izy hamaly.] Andao ange hojerentsika izay lazain’ny Baiboly momba ny valisoa ho azon’ny ankamaroan’ny tsara fanahy e! [Vakio ny Salamo 37:29.] Hazavain’ity gazety ity hoe iza no lazain’ny Baiboly fa ho any an-danitra, ary hanao inona any izy ireo.”

Mifohaza! Febroary

“Betsaka ny olona misara-panambadiana. Araka ny hevitrao, efa nandinika tsara ve izy ireo vao nanapa-kevitra ny hisaraka? [Avelao izy hamaly, ary vakio ny Ohabolana 14:15.] Resahin’ity gazety ity ireo lafin-javatra efatra tokony hodinihin’ny mpivady, alohan’ny hieritreretany ny hisaraka.”

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara