Fandaharana ho An’ny Herinandron’ny 4 Aprily
HERINANDRON’NY 4 APRILY
Hira 116 sy Vavaka
□ Fianarana Baiboly:
bt toko 2 § 1-7, efajoro p. 13 (25 min.)
□ Sekolin’ny Fanompoana:
Famakiana Baiboly: Joba 16-20 (10 min.)
No. 1: Joba 18:1-21 (4 min. na latsaka)
No. 2: Ilay Vatan’i Jesosy Nofo Aman-dra iny Ihany ve no Nentiny Tany An-danitra?—rs p. 297 § 3–p. 298 § 2 (5 min.)
No. 3: Nahoana no Midera ny Vavolombelon’i Jehovah ny Mpitondra Malala-tsaina?—Rom. 13:3 (5 min.)
□ Fivoriana Momba ny Fanompoana:
5 min: Fampandrenesana.
15 min: Ampiasao Tsara ny Diary 2011. Lahateny misy fiaraha-midinika. Diniho ny “Taratasy avy Amin’ny Filan-kevi-pitantanana.” Asaivo miomana mialoha ny mpanatrika sasany mba hilaza izay tantara nampahery azy. Asao ny mpanatrika hiresaka izay zavatra miavaka ao amin’ny tatitra maneran-tany. Ampirisiho ny rehetra mba hamaky ilay Diary hatramin’ny farany.
15 min: Zavatra ilain’ny fiangonana.
Hira 103 sy Vavaka