Fandaharana ho An’ny Herinandron’ny 3 Oktobra
HERINANDRON’NY 3 OKTOBRA
Hira 133 sy Vavaka
□ Fianarana Baiboly:
bt toko 10 § 10-21 (25 min.)
□ Sekolin’ny Fanompoana:
Famakiana Baiboly: Ohabolana 1-6 (10 min.)
No. 1: Ohabolana 6:1-19 (4 min. na latsaka)
No. 2: Nahoana ny Romanina 8:26, 27 no Manome Toky Antsika fa Tia Antsika Andriamanitra? (5 min.)
No. 3: Ho Lasa Mpino ve ny Olona Rehetra, vao ho Tonga ny Fanjakan’Andriamanitra?—rs p. 192 § 1-2 (5 min.)
□ Fivoriana Momba ny Fanompoana:
5 min: Fampandrenesana.
10 min: Inona no Lesona Raisintsika? Lahateny misy fiaraha-midinika. Asao aloha ny mpanatrika hamaky ny Lioka 5:12, 13 sy ny Lioka 8:43-48. Diniho avy eo hoe inona no azo ianarana avy amin’ireo fitantarana ireo, ka azo ampiharina rehefa eny amin’ny fanompoana.
10 min: Zavatra ilain’ny fiangonana.
10 min: Aoka Ianao Hahalala Fomba Rehefa eny Amin’ny Fanompoana. (2 Kor. 6:3) Lahateny misy fiaraha-midinika, miorina amin’ireto fanontaniana ireto: 1) Nahoana isika no tokony hahalala fomba rehefa mitory? 2) Ahoana no ampisehoantsika fa mahalala fomba isika, rehefa a) tonga eny amin’ny faritany ny andia-mpitory misy antsika? b) miala avy eo amin’ny trano iray ka mankeny amin’ny trano hafa? d) mijoro eo am-baravarana? e) mitory ilay namantsika? f) miteny ilay olona itoriantsika? g) sahirana ilay olona, na ratsy ny andro? h) masiaka ilay olona?
Hira 16 sy Vavaka