Zava-nisongadina teo Amin’ny Fanompoana
Aprily
Niavaka tokoa iny volana Aprily iny! Mampahery ny mahalala fa nisy 7 162 no nanao mpisava lalana mpanampy, anisan’izany ny Betelita 52. Nahatratra 24 781 ny isan’ny mpitory ary 3 427 ny mpisava lalana. Samy tampon’isa vaovao ireo. Fiderana lehibe ho an’i Jehovah izany. Tena tsara ny ezaka nataonareo!