Fandaharana ho An’ny Herinandron’ny 4 Jona
HERINANDRON’NY 4 JONA
Hira 103 sy Vavaka
□ Fianarana Baiboly:
bt toko 21 § 14-22 (25 min.)
□ Sekolin’ny Fanompoana:
Famakiana Baiboly: Jeremia 51-52 (10 min.)
No. 1: Jeremia 52:17-27 (4 min. na latsaka)
No. 2: Mety ve ny Mivavaka Amin’i Maria mba Hanelanelana Antsika Amin’Andriamanitra?—rs p. 338 § 1-3 (5 min.)
No. 3: Ahoana no Hahafahan’ny Olombelona Honina ao Amin’ny ‘Toerana Miafin’i Jehovah’?—Sal. 91:1, 2, 9 (5 min.)
□ Fivoriana Momba ny Fanompoana:
5 min: Fampandrenesana.
10 min: Miezaha Hanohina ny Fo, Fizarana 2. Lahateny misy fiaraha-midinika miorina amin’ny boky Sekolin’ny Fanompoana p. 261, feh. 2-p. 262, feh. 5
10 min: Zavatra ilain’ny fiangonana.
10 min: Fomba Fanolorana ny Gazety Jona. Lahateny misy fiaraha-midinika. Resaho mandritra ny iray na roa minitra izay lahatsoratra mety hahaliana ny olona ao amin’ny faritaninareo. Ampiasao avy eo ireo lahatsoratra voalohany amin’ilay Tilikambo Fiambenana sy Mifohaza!, ary asao ny mpanatrika hilaza izay fanontaniana mahaliana azo apetraka sy izay andininy azo vakina. Raha ampy ny fotoana, dia mbola asaivo miresaka lahatsoratra iray hafa izy ireo. Ataovy fampisehoana hoe ahoana no azo anolorana ny gazety tsirairay.
Hira 61 sy Vavaka