Fandaharana ho An’ny Herinandron’ny 11 Jona
HERINANDRON’NY 11 JONA
Hira 123 sy Vavaka
□ Fianarana Baiboly:
bt toko 22 § 1-6 (25 min.)
□ Sekolin’ny Fanompoana:
Famakiana Baiboly: Fitomaniana 1-2 (10 min.)
No. 1: Fitomaniana 2:11-19 (4 min. na latsaka)
No. 2: Ahoana no Animban’ny Olona ny Tany?—Apok. 11:18 (5 min.)
No. 3: Nanome Voninahitra Manokana An’i Maria ve ny Kristianina Voalohany?—rs p. 339 § 2–p. 340 § 1 (5 min.)
□ Fivoriana Momba ny Fanompoana:
5 min: Fampandrenesana.
10 min: Inona no Zava-bitantsika? Lahateny misy fiaraha-midinika ataon’ny mpitan-tsoratra. Resaho ireo zava-bita tamin’ny vanim-potoan’ny Fahatsiarovana, ary derao ny fiangonana noho ny ezaka nataony. Asao ny mpanatrika hitantara izay nahafinaritra azy rehefa nizara ny taratasy fanasana hanatrika Fahatsiarovana, rehefa nitsidika ireo vaovao nanatrika ny Fahatsiarovana, ary rehefa nanao mpisava lalana mpanampy.
20 min: “Nahoana Isika no Mitory?” Lahateny misy fiaraha-midinika.
Hira 47 sy Vavaka