Fandaharana ho An’ny Herinandron’ny 2 Jolay
HERINANDRON’NY 2 JOLAY
Hira 116 sy Vavaka
□ Fianarana Baiboly:
bt toko 23 § 1-8, efajoro p. 180 (25 min.)
□ Sekolin’ny Fanompoana:
Famakiana Baiboly: Ezekiela 6-10 (10 min.)
No. 1: Ezekiela 7:14-27 (4 min. na latsaka)
No. 2: Nahoana i Jonatana no Ohatra Tsara Raha ny Amin’ny Fanetren-tena?—1 Sam. 23:16-18 (5 min.)
No. 3: Tena Miova ho Vatana sy Ran’i Kristy ve Ilay Mofo sy Divay?—rs p. 322 §1–p. 323 §3 (5 min.)
□ Fivoriana Momba ny Fanompoana:
5 min: Fampandrenesana.
10 min: Ampisaintsaino ny Olona Itorianao—Fizarana 1. Lahateny misy fiaraha-midinika, miorina amin’ny boky Sekolin’ny Fanompoana (p. 251, feh. 1–p. 253, feh. 2). Ataovy fampisehoana vetivety ny hevitra iray na roa.
10 min: Zavatra ilain’ny fiangonana.
10 min: Fomba Fanolorana ny Gazety Amin’ny Jolay. Lahateny misy fiaraha-midinika. Mifidiana lahatsoratra roa na telo ary resaho mandritra ny 30 segondra na iray minitra hoe nahoana izy ireny no mety hahaliana ny olona ao amin’ny faritaninareo. Ampiasao avy eo ireo lahatsoratra voalohany amin’ilay Tilikambo Fiambenana sy Mifohaza!, ary asao ny mpanatrika hilaza izay fanontaniana mahaliana azo apetraka sy izay andininy azo vakina. Raha ampy ny fotoana, dia mbola asaivo miresaka lahatsoratra iray hafa izy ireo. Ataovy fampisehoana ny fanolorana ny gazety tsirairay.
Hira 31 sy Vavaka