Fandaharana ho An’ny Herinandron’ny 3 Desambra
HERINANDRON’NY 3 DESAMBRA
Hira 128 sy Vavaka
□ Fianarana Baiboly:
jr toko 2 § 7-13, efajoro p. 20 (30 min.)
□ Sekolin’ny Fanompoana:
Famakiana Baiboly: Nahoma 1–Habakoka 3 (10 min.)
No. 1: Habakoka 2:1-14 (4 min. na latsaka)
No. 2: Nahoana Isika no Tokony Hatoky Tena Rehefa Manambara ny Fahamarinana?—2 Tim. 1:7, 8 (5 min.)
No. 3: Ahoana no Hananana ny Tena Fahalalana sy ny Tena Fahendrena?—rs p. 219 §1-3 (5 min.)
□ Fivoriana Momba ny Fanompoana:
10 min: Fomba Fanolorana ny Gazety Amin’ny Desambra. Lahateny misy fiaraha-midinika. Resaho mandritra ny 30 segondra na iray minitra hoe nahoana no mety hahaliana ny olona ao amin’ny faritaninareo ireo gazety ireo. Ampiasao avy eo ireo lahatsoratra voalohany amin’ilay Tilikambo Fiambenana sy Mifohaza!, ary asao ny mpanatrika hilaza izay fanontaniana mahaliana azo apetraka sy izay andininy azo vakina. Raha ampy ny fotoana, dia asaivo miresaka lahatsoratra iray hafa izy ireo. Ataovy fampisehoana ny fanolorana ny gazety tsirairay.
10 min: Zavatra ilain’ny fiangonana.
10 min: Fitantarana Momba ny Fanolorana Taratasy Mivalona. Lahateny misy fiaraha-midinika ataon’ny mpiandraikitra ny fanompoana. Asao ny mpanatrika hitantara ny zavatra nahafaly hitany teny amin’ny fanompoana, rehefa nanolotra taratasy mivalona tamin’ny Novambra. Asio fampisehoana roa: Mpitory nahita vokatra, mampiseho ny fomba nampiasany taratasy mivalona rehefa nitory isan-trano.
Hira 96 sy Vavaka