FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • km 7/13 p. 8
  • Fomba Fitory Modely

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Fomba Fitory Modely
  • Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—2013
  • Mitovitovy Aminy
  • Fomba Fitory Modely
    Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—2011
  • Inona no Hanampy Ahy Tsy Hijery Sary Vetaveta?
    Mifohaza!—2007
  • Nahoana Aho no Tsy Tokony Hijery Sary Vetaveta?
    Manontany ny Tanora—Torohevitra Mahasoa, Boky Faha-2
  • Tena Manimba ve ny Sary Vetaveta?
    Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah—2013
Hijery Hafa
Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—2013
km 7/13 p. 8

Fomba Fitory Modely

Hanombohana Fampianarana Baiboly ny Asabotsy Voalohany Amin’ny Volana Aogositra

“Saika ny olona rehetra no mivavaka. Na ny olona tsy mino an’Andriamanitra aza mivavaka rehefa manana olana. Mihaino ny vavaka rehetra ve Andriamanitra, araka ny hevitrao?” Avelao izy hamaly. Asehoy ny pejy farany amin’ilay Tilikambo Fiambenana 1 Aogositra. Iaraho midinika ny fanontaniana voalohany, ary mamakia andininy iray, fara fahakeliny. Atolory miaraka amin’ny Mifohaza! ilay gazety, ary manaova fotoana mba handinihana ny fanontaniana manaraka.

Fanamarihana: Tokony hatao fampisehoana amin’ny fivoriana alohan’ny fanompoana amin’ny 3 Aogositra izy ity.

Ny Tilikambo Fiambenana 1 Aogositra

“Betsaka izao no manahy satria miparitaka be ny sary vetaveta. Misy koa anefa mieritreritra hoe fialam-boly fotsiny ny mijery sary vetaveta fa tsy maninona. Ahoana ny hevitrao? [Avelao izy hamaly.] Nilaza i Jesosy fa ny vokatry ny zavatra iray no ahafantarana raha tsara ilay izy na tsia. [Vakio ny Matio 7:17.] Resahin’ity gazety ity hoe inona no vokany raha mijery sary vetaveta ny olona iray. Atorony ato koa ny fomba ialana amin’io fahazarana io.”

Mifohaza! Aogositra

“Te ho ela velona ny ankamaroantsika. Araka ny hevitrao, mety tsy ho faty intsony ve isika indray andro any satria mandroso be ny siansa? [Avelao izy hamaly.] Diniho ange ity fampanantenana ity e! [Vakio ny 1 Korintianina 15:26.] Valiana ato amin’ity gazety ity hoe ny siansa sa zavatra hafa no hampiasain’Andriamanitra hanatanterahana an’izany, sy hoe maninona isika no mihantitra sy maty.”

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara