FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • km 10/13 p. 3
  • Inona no Hataonao Rehefa Andro Tsy Fiasana?

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Inona no Hataonao Rehefa Andro Tsy Fiasana?
  • Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—2013
  • Mitovitovy Aminy
  • Fomba fampiseho ny vaovao tsara—Amin’ny fety
    Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—1990
  • Nahoana no Misy Fety Tsy Ataon’ny Vavolombelon’i Jehovah?
    Fanontaniana Fametraky ny Olona Momba ny Vavolombelon’i Jehovah
  • Miandania Amin’ny Fivavahana Marina
    Inona Marina no Ampianarin’ny Baiboly?
  • Tian’Andriamanitra ve ny Fety Rehetra?
    Ankafizo Mandrakizay ny Fiainana!—Fianarana Baiboly Natao ho Anao
Hijery Hafa
Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—2013
km 10/13 p. 3

Inona no Hataonao Rehefa Andro Tsy Fiasana?

Matetika no tsara ny mitory amin’ny andro fety satria mijanona ao an-trano ny ankamaroan’ny olona. Ampirisihina hanao fandaharana manokana ny fiangonana mba hitory amin’ny andro fety. Azonareo ampandrenesina mandritra ny Fivoriana Momba ny Fanompoana izay fandaharana momba an’izany, ary ampirisiho izay afaka mba handray anjara amin’ilay izy. Mazava ho azy fa afaka miala sasatra sy mikarakara ny zavatra ilaintsika isika rehefa andro tsy fiasana. Nahoana anefa raha mba manokana fotoana hitoriana? Ho velombelona ianao amin’izay rehefa avy nanao fanompoana.—Mat. 11:29, 30.

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara