Zava-nisongadina teo Amin’ny Fanompoana
Mampahery ny tatitra tamin’ny Mey 2013. Nahatratra 28 010 ny mpitory, 77 617 ny fampianarana Baiboly, ary 4 165 ny mpisava lalana maharitra. Tampon’isa vaovao daholo izany. Misaotra betsaka amin’ny asa mafy ataonareo eo amin’ny fanompoana.