Fampandrenesana
◼ Zavatra atolotra amin’ny Martsa sy Aprily: Ny Tilikambo Fiambenana sy Mifohaza! Mey sy Jona: Inona Marina no Ampianarin’ny Baiboly? na ny iray amin’ireto: Ahoana no Fiheveranao ny Baiboly?, Hanao Ahoana ny Fiainana Amin’ny Hoavy?, Inona no Tena Mahasambatra ny Fianakaviana?, Iza no Tena Mpitondra An’izao Tontolo Izao?, Tsy Hijaly Intsony ve Isika Indray Andro Any?, ary Tianao ve ny Hahafantatra ny Marina? Miezaha hanomboka fampianarana Baiboly.
◼ Hatao ny zoma 3 Aprily 2015 ny Fahatsiarovana. Raha zoma no mivory ny fiangonanareo, dia tokony hovana andro hafa ny fivoriana raha tsy misy mampiasa ny Efitrano Fanjakana. Raha voatery foanana ny Fivoriana Momba ny Fanompoana nefa misy anjara tena ilain’ny fiangonana, dia azon’ny anti-panahy mpandrindra atao ny mampiditra an’izany amin’ny fivoriana hafa mandritra ny volana.
◼ Tokony hiezaka ny mpitory mba handany an’ireo tahirina fanasana ny olona hianatra Baiboly sy hivory (sf), izay vao manafatra an’ireo fanasana vaovao (inv).
◼ Zavatra vaovao misy:
Fandinihana ny Soratra Masina Isan’andro 2015 (es15) Braille malagasy
Iza no Tena Manao ny Sitrapon’i Jehovah?—DVD (dvjl) tenin’ny tanana malagasy, amin’ny DVD sy ao amin’ny jw.org
Karatra fampahafantarana ny jw.org (jwcd1 sy jwcd3) frantsay, malagasy, tandroy, tankarana, vezo
Vaovao Tsara Natao ho Anao!—DVD (dvfg) tenin’ny tanana malagasy, amin’ny DVD sy ao amin’ny jw.org