Fandaharana ho An’ny Herinandron’ny 6 Aprily
HERINANDRON’NY 6 APRILY
Hira 124 sy Vavaka
Fianarana Baiboly:
cl toko 22 § 18-22, efajoro p. 228 (30 min.)
Sekolin’ny Fanompoana:
Famakiana Baiboly: 1 Samoela 16-18 (8 min.)
No. 1: 1 Samoela 18:17-24 (3 min. na latsaka)
No. 2: Andriamanitra ve no Mahatonga Antsika Hijaly?—igw p. 14 § 1-4(5 min.)
No. 3: Katsaho Aloha Ilay Fanjakana—jv p. 283–p. 287 § 1 (5 min.)
Fivoriana Momba ny Fanompoana:
Foto-kevitra ho an’ny volana: Aoka Ianao “ho Vonona ho Amin’ny Asa Tsara Rehetra.”—Tit. 3:1.
10 min: Manolora Gazety Amin’ny Volana Aprily. Lahateny misy fiaraha-midinika. Ataovy fampisehoana aloha ny fanolorana an’ireo gazety, ka ampiasao ireo fomba fitory modely. Iaraho midinika hatramin’ny farany izany avy eo.
10 min: Ahoana no Nampiharantsika Azy? Lahateny misy fiaraha-midinika. Asao ny mpanatrika hilaza ny soa noraisiny rehefa nampihatra ny soso-kevitra tao amin’ilay lahatsoratra hoe “Hatsarao ny Fanompoanao: Ezaho Ampianarina ny Olona Fanateranao Gazety.” Asao izy ireo avy eo hitantara zavatra mampahery.
10 min: Zavatra ilain’ny fiangonana.
Hira 106 sy Vavaka