FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • km 7/15 p. 4
  • Fomba Fitory Modely

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Fomba Fitory Modely
  • Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—2015
  • Mitovitovy Aminy
  • Fomba Fitory Modely
    Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—2013
  • Fomba Fitory Modely
    Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—2014
  • Fomba Fitory Modely
    Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—2015
  • Fomba Fitory Modely
    Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—2011
Hijery Hafa
Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—2015
km 7/15 p. 4

Fomba Fitory Modely

Ny Tilikambo Fiambenana 1 Aogositra

“Androany izahay mba te hiresaka hevitra mampahery amin’ny olona. Anisan’ny zavatra mafy indrindra angamba ny hoe misy maty ao amin’ny fianakaviana, na ny namana tena akaiky anao. Tsy marina ve izany, hoy ianao? [Avelao izy hamaly.] Izao anefa no ampanantenain’ny Baiboly. [Vakio ny Apokalypsy 21:3, 4.] Mampanantena ny Baiboly fa indray andro any mbola ho velona indray ireny havantsika ireny. Manazava an’izany ity gazety ity.”

Mifohaza! Aogositra

“Ity mba misy lahatsoratra tiako haseho anao. [Asehoy ny fonon’ilay Mifohaza!] Hazavaina ato fa tena mahavariana ny selantsika olombelona. Maro anefa no mino hoe tongatonga ho azy izany fa tsy nisy namorona. Ary ahoana ny hevitrao? [Avelao izy hamaly.] Resahina ato fa nisy zava-baovao lasa fantatry ny manam-pahaizana, momba ny selan’ny olona. Tena mahagaga ilay izy, ka lasa nieritreritra ny mpahay siansa sasany fa azo inoana ihany hoe tena misy ny Mpamorona.”

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara