Fandaharana ho An’ny Herinandron’ny 14 Desambra
HERINANDRON’NY 14 DESAMBRA
Hira 50 sy Vavaka
Fianarana Baiboly:
ia toko 4 § 16-31, famerenana p. 41 (30 min.)
Sekolin’ny Fanompoana:
Famakiana Baiboly: 2 Tantara 15-19 (8 min.)
No. 1: 2 Tantara 16:1-9 (3 min. na latsaka)
No. 2: Taiza no Nisy An’i Kaldea (Babylonia), ary Iza Ireo Kaldeanina?—gl p. 22-23; g05 8/8 p. 18 (5 min.)
No. 3: Nisarika Olona Maro ny Fivoriambe sy ny Fitondran-tena Tsara—jv p. 502 § 1–p. 507 § 4 (5 min.)
Fivoriana Momba ny Fanompoana:
Foto-kevitra ho an’ny volana: “Tsy maintsy mandia fahoriana maro isika mba hidirantsika ao amin’ny fanjakan’Andriamanitra.”—Asa. 14:22.
30 min: “Mandehana Amin’ny Finoana fa Tsy Amin’ny Hitan’ny Maso.” Fanontaniana sy valiny. Ampiasao hanaovana teny fampidirana sy famaranana fohy ny fehintsoratra voalohany sy farany.
Hira 133 sy Vavaka