FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • mwb16 Janoary p. 2
  • 4-10 Janoary

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • 4-10 Janoary
  • Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2016
Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2016
mwb16 Janoary p. 2

4-10 Janoary

2 TANTARA 29-32

  • Hira 114 sy Vavaka

  • Teny Fampidirana (3 min. na latsaka)

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA

  • “Mitaky Asa Mafy ny Fivavahana Amin’i Jehovah”: (10 min.)

    • 2Ta 29:10-17: Namerina ny fivavahana marina i Hezekia sady tena nafana fo

    • 2Ta 30:5, 6, 10-12: Nantsoin’i Hezekia izay rehetra tia an’i Jehovah mba hiaraka hivory

    • 2Ta 32:25, 26: Nirehareha i Hezekia, nefa nibebaka ka nanetry tena (w05 15/10 25 § 20)

  • Andao Hikaroka Harena Miafina: (8 min.)

    • 2Ta 29:11: Inona no nataon’i Hezekia vaindohan-draharaha, ary inona no ianarantsika amin’izany? (w13 15/11 17 § 6-7)

    • 2Ta 32:7, 8: Inona ny fomba tsara indrindra hiomanana amin’ny zava-tsarotra? (w13 15/11 20 § 17)

    • Inona no ianarako momba an’i Jehovah, amin’ny famakiana Baiboly amin’ity herinandro ity?

    • Ary inona ny hevitra azoko ampiasaina amin’ny fanompoana?

  • Famakiana Baiboly: 2Ta 31:1-10 (4 min. na latsaka)

FAMPIOFANANA AMIN’NY FANOMPOANA

  • Omano ny Fitoriana Amin’ity Volana Ity: (15 min.) Fiaraha-midinika. Alefaso ilay video voalohany Fanolorana Ny Tilikambo Fiambenana, ary iaraho midinika ny hevi-dehibe. Asongadino izay nataon’ilay mpitory mba ho mora aminy ny hanao fiverenana mitsidika. Ataovy hoatr’izany koa ilay video faharoa, sy ilay video fanolorana ny bokikely Vaovao Tsara. Diniho koa ilay hoe “Ahoana no Fampiasa ny Bokikely Vaovao Tsara Rehefa Mampianatra?” Ampirisiho ny mpitory hamorona fomba fitory mety aminy.

NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA

  • Hira 127

  • “Tombontsoa ny Manorina sy Mikarakara ny Toerana Fivavahantsika”: (15 min.) Fiaraha-midinika. Anontanio izay efa nandray anjara tamin’ny fanorenana Efitrano Fanjakana, hoe inona no tena nahafaly azy tamin’ilay izy. Adinadino vetivety ilay rahalahy miandraikitra ny fanadiovana sy fikojakojana ny efitranonareo, hoe inona ny fandaharan’ny fiangonana momba an’izany.

  • Fianarana Baiboly: ia toko 6 § 1-14 (30 min.)

  • Famintinana sy Santionan’izay Hodinihina Amin’ny Herinandro (3 min.)

  • Hira 142 sy Vavaka

    Fampahatsiahivana: Alefaso indray mandeha aloha ny mozika, dia avy eo vao mihira ny fiangonana.

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara